1 Chronicles 5:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
i Bera no zanakalahin’i Baala, izay nobaboin’i Tiglato-Pilesera, mpanjakan’i Asiria; izy no loham-pirenen’ny Robenita.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
i Beerà zanany, izay nobaboin’i Telgata-Falasara mpanjakan’i Asiria; anisan’ny loham-pirenena Robenita izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary i Beerà zanakalahin’i Bahala; io Beerà io, izay nentin’i Tiglato-Pilesera mpanjakan’i Asiria ho babo, no filohan’ny Reobenita.
Malagasy Bible 1865
Bera no zanakalahin'i Bala, izay nobaboin'i Tiglato-pilesera, mpanjakan'i Asyria; izy no loham-pirenen'ny Robenita.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
i Bera no zanakalahin’i Baala, izay nobaboin’i Tiglato-Pilesera, mpanjakan’i Asiria; izy no loham-pirenen’ny Robenita.
malagasy
Bera no zanakalahin'i Bala, izay nobaboin'i Tiglato-pilesera, mpanjakan'i Asyria; izy no loham-pirenen'ny Robenita.