1 Chronicles 5:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny rahalahiny araka ny fianakaviany avy, raha araka ny tetiarana, dia i Jeiela no lohany, ny manarakaraka azy dia i Zakaria
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Rahalahin’i Beera, samy araka ny fianakaviany avy, araka ny nanoratana azy ao amin’ny tetiarana, araka ny taranany: i Jehiela filohany, sy i Zakaria,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny rahalahin’i Beerà, araka ny fianakaviany avy, dia voasoratra ao amin’ny bokin’ny taranany; ka ny voalohany dia i Jehiela, ny manaraka dia i Zakarià,
Malagasy Bible 1865
Ary ny rahalahiny araka ny fokony avy, raha nisaina ny firazanan'ny fireneny, dia Jeiela lohany sy Zakaria
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny rahalahiny araka ny fianakaviany avy, raha araka ny tetiarana, dia i Jeiela no lohany, ny manarakaraka azy dia i Zakaria
malagasy
Ary ny rahalahiny araka ny fokony avy, raha nisaina ny firazanan'ny fireneny, dia Jeiela lohany sy Zakaria