1 Chronicles 5:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary i Bela, zanak’i Azaza, zanak’i Sema, zanak’i Joela, izay nonina tao Aroera hatrany Nebo sy Baala-Meona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
i Balà zanak’i Azaza zanak’i Samà zanak’i Joela, I Balà dia nonina tany Arôera ka hatrany Nebô sy Beela-Meôna,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ny farany dia i Bela izay zanakalahin’i Hazaza sy zafin’i Semà ary zafiafin’i Jôela. Ny Reobenita dia nonina ny faritra hatreo Harôhera ka hatrany amin’ny tendrombohitra Nebao sy hatrany Bahala-Mehôna;
Malagasy Bible 1865
ary Bela, zanak'i Azaza, zanak'i Sema, zanak'i Joela, izay nonina tao Aroera hatrany Nebo sy Balameona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary i Bela, zanak’i Azaza, zanak’i Sema, zanak’i Joela, izay nonina tao Aroera hatrany Nebo sy Baala-Meona.
malagasy
ary Bela, zanak'i Azaza, zanak'i Sema, zanak'i Joela, izay nonina tao Aroera hatrany Nebo sy Balameona.