1 Chronicles 6:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny an’i Elkana, ny zanany lahy dia i Zofay; i Nahata no zanakalahin’i Zofay;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
i Elkanà zanany, i Sôfaia zanany, i Nahata zanany,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia i Elkanà zanakalahin’i Mahata, i Tsofo zanakalahin’i Elkanà, i Tôa zanakalahin’i Tsofo,
Malagasy Bible 1865
Ny amin'i Elkana, ny zananilahy dia Zofay, ary Nahata no zanakalahin'i Zofay,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny an’i Elkana, ny zanany lahy dia i Zofay; i Nahata no zanakalahin’i Zofay;
malagasy
Ny amin'i Elkana, ny zananilahy dia Zofay, ary Nahata no zanakalahin'i Zofay,