1 Chronicles 6:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny zanakalahin’i Samoela dia i Vasny, lahimatoa, sy i Abia.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Zanaka lahin’i Samoela: i Vanesì lahy matoa, dia i Abià.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny zanakalahin’i Samoela dia i Jôela ny zokiny ary i Abià ny zandriny.
Malagasy Bible 1865
Ary ny zanakalahin'i Samoela dia Vasny lahimatoa sy Abia.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny zanakalahin’i Samoela dia i Vasny, lahimatoa, sy i Abia.
malagasy
Ary ny zanakalahin'i Samoela dia Vasny lahimatoa sy Abia.[Na: (Jozla sy Abia faralahy); izahao and 18 sy 1 Sam. viii.2]