1 Chronicles 6:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izao no notendren’i Davida ho mpiventy hira tao amin’ny tranon’NY TOMPO, rehefa voapetraka tao ny vata misy ny Fanekena.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ireto no voatendrin’i Davida hitari-kira, tao an-tranon’i Iaveh, niantomboka hatramin’ny nahazoan’ny fiara fitoeram-pijanonana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Taranak’i Levỳ no voatendrin’i Davida hihira tao an- tranon’ny TOMPO, niantomboka hatramin’ny nametrahana tao ilay Vatamasina mirakitra ny fanekempihavanana.
Malagasy Bible 1865
Ary izao no notendren'i Davida ho mpiventy hira tao amin'ny tranon'i Jehovah, rehefa voapetraka tao ny fiara,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izao no notendren’i Davida ho mpiventy hira tao amin’ny tranon’NY TOMPO, rehefa voapetraka tao ny vata misy ny Fanekena*.
malagasy
Ary izao no notendren'i Davida ho mpiventy hira tao amin'ny tranon'i Jehovah, rehefa voapetraka tao ny fiara,