1 Chronicles 6:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izao no nanao ny fanompoana, niaraka tamin’ny zanany: Tamin’ny zanakalahin’ny Kehatita dia i Hemana mpihira, zanakalahin’i Joela, zanakalahin’i Samoela,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia ireto no nanao ny raharaha, mbamin’ny zanany avy: Amin’ny zanaka lahin’ny Kaatita: i Hemàna mpihira, zanak’i Joela zanak’i Samoela
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ireto àry no mpanatontosa izany fanompoana izany ombàn’ny antokom-pihirany: Avy amin’ny taranak’i Kehata: i Hemàna mpiventy hira, zanakalahin’i Jôela sy zafin’i Samoela
Malagasy Bible 1865
dia izao no nanompo mbamin'ny zanany: Tamin'ny zanakalahin'ny Kehatita dia Hemana mpihira, zanakalahin'i Joela, zanakalahin'i Samoela,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izao no nanao ny fanompoana, niaraka tamin’ny zanany: Tamin’ny zanakalahin’ny Kehatita dia i Hemana mpihira, zanakalahin’i Joela, zanakalahin’i Samoela,
malagasy
dia izao no nanompo mbamin'ny zanany: Tamin'ny zanakalahin'ny Kehatita dia Hemana mpihira, zanakalahin'i Joela, zanakalahin'i Samoela,