1 Chronicles 6:23 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
zanakalahin’i Jizara, zanakalahin’i Kehata, zanakalahin’i Levy, zanak’Israely.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
zanak’i Kôre zanak’i Isaara zanak’i Kaata zanak’i Levì zanak’i Israely.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
sy zafin-kitrokelin’i Jitsehara sy zafim-paladian’i Kehata ary zafin-dorian’i Levỳ, dia i Levỳ zanakalahin’i Jakôba.
Malagasy Bible 1865
zanakalahin'i Jizara, zanakalahin'i Kehata, zanakalahin'i Levy, zanak'Isiraely.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
zanakalahin’i Jizara, zanakalahin’i Kehata, zanakalahin’i Levy, zanak’Israely.
malagasy
zanakalahin'i Jizara, zanakalahin'i Kehata, zanakalahin'i Levy, zanak'Isiraely.