1 Chronicles 6:24 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
I Asafa rahalahiny, izay nijoro teo ankavanany: I Asafa, zanakalahin’i Berekia, zanakalahin’i Simea,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
I Asafa rahalahiny izay nitsangana teo ankavanany: i Asafa zanak’i Barakiasa zanak’i Samà
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Teo ankavanan’i Hemàna no nipetrahan’i Asafa mpiventy hira namany. I Asafa dia zanakalahin’i Berekià sy zafin’i Simehà
Malagasy Bible 1865
Ary Asafa rahalahiny, izay nitsangana teo amin'ny ankavanany, dia Asafa, zanakalahin'i Berekia, zanakalahin'i Simea,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
I Asafa rahalahiny, izay nijoro teo ankavanany: I Asafa, zanakalahin’i Berekia, zanakalahin’i Simea,
malagasy
Ary Asafa rahalahiny, izay nitsangana teo amin'ny ankavanany, dia Asafa, zanakalahin'i Berekia, zanakalahin'i Simea,