1 Chronicles 6:29 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny rahalahin’ireo kosa dia ny zanakalahin’i Merary, izay nijoro teo amin’ny ankaviany: I Etana, zanakalahin’i Kisy, zanakalahin’i Abdia, zanakalahin’i Maloka,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Zanaka lahin’i Merarỳ rahalahin’izy ireo teo ankavia: i Etàna zanak’i Kosỳ zanak’i Abdỳ zanak’i Malòka
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Teo ankavian’i Hemàna kosa i Etàna mpiventy hira naman-dry i Hemàna sy i Asafa. Avy amin’ny taranak’i Merarỳ izy, fa zanakalahin’i Kisy sy zafin’i Habdỳ sy zafiafin’i Malòka
Malagasy Bible 1865
Ary ny rahalahin'ireo kosa, dia ny zanakalahin'i Merary, nitsangana teo amin'ny ankaviany: Etana, zanakalahin'i Kisy, zanakalahin'i Abdia, zanakalahin'i Maloka,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny rahalahin’ireo kosa dia ny zanakalahin’i Merary, izay nijoro teo amin’ny ankaviany: I Etana, zanakalahin’i Kisy, zanakalahin’i Abdia, zanakalahin’i Maloka,
malagasy
Ary ny rahalahin'ireo kosa, dia ny zanakalahin'i Merary, nitsangana teo amin'ny ankaviany: Etana, zanakalahin'i Kisy, zanakalahin'i Abdia, zanakalahin'i Maloka,