1 Chronicles 6:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny zanakalahin’i Kehata dia i Amrama, i Jizara, i Hebrona ary i Oziela.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Zanaka lahin’i Kaata: i Amrama, i Isaara, i Hebrôna ary i Oziela.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny zanakalahin’i Kehata dia i Hamrama sy i Jitsehara ary i Hebrôna sy i Hoziela.
Malagasy Bible 1865
Ary ny zanakalahin'i Kehata dia Amrama sy Jizara sy Hebrona ary Oziela.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny zanakalahin’i Kehata dia i Amrama, i Jizara, i Hebrona ary i Oziela.
malagasy
Ary ny zanakalahin'i Kehata dia Amrama sy Jizara sy Hebrona ary Oziela.