1 Chronicles 6:33 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny levita rahalahin’ireo koa dia notendrena hanao ny fanompoana rehetra ao amin’ny tabernakely, ao amin’ny tranon’Andriamanitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny Levita rahalahin’izy ireo, dia niandraikitra ny fanompoana rehetra amin’ny tabernakla ao an-tranon’i Iaveh.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary ny levîta naman’ireo no nanankinana ny fanompoana hafa rehetra momba ny Tranolay fihaonana, tao an-tranon’Andriamanitra.
Malagasy Bible 1865
Ary ny Levita rahalahin'ireo koa dia efa nomena hanao ny fanompoana rehetra ao amin'ny tabernakelin'ny tranon'Andriamanitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny levita rahalahin’ireo koa dia notendrena hanao ny fanompoana rehetra ao amin’ny tabernakely, ao amin’ny tranon’Andriamanitra.
malagasy
Ary ny Levita rahalahin'ireo koa dia efa nomena hanao ny fanompoana rehetra ao amin'ny tabernakelin'ny tranon'Andriamanitra.