1 Chronicles 6:35 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny zanakalahin’i Arona dia i Eleazara; i Finehasa no zanakalahin’i Eleazara; i Abisoa no zanakalahin’i Finehasa;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ireto ny zanaka lahin’i Aarôna: i Eleazara zanany, i Finea zanany, i Abisoe zanany,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ireto avy ny taranak’i Aharôna: i Elehazara zanakalahin’i Aharôna, i Pinehasa zanakalahin’i Elehazara, i Abisoa zanakalahin’i Pinehasa,
Malagasy Bible 1865
Ary ny zanakalahin'i Arona dia Eleazara, ary Finehasa no zanakalahin'i Eleazara, Abisoa no zanakalahin'i Finehasa,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny zanakalahin’i Arona dia i Eleazara; i Finehasa no zanakalahin’i Eleazara; i Abisoa no zanakalahin’i Finehasa;
malagasy
Ary ny zanakalahin'i Arona dia Eleazara, ary Finehasa no zanakalahin'i Eleazara, Abisoa no zanakalahin'i Finehasa,