1 Chronicles 6:39 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ireto no toeram-ponenany araka ny vohiny tao amin’ny zarataniny avy. Ny an’ny taranak’i Arona, avy amin’ny fianakavian’ny Kehatita izay nahazo ny antsapaka voalohany,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary izao no fonenany, araka ny fari-bohiny, tao amin’ny zarataniny avy: Ny taranak’i Aarôna, amin’ny fianakavian’ny Kaatita, izay voatendrin’ny filokana voalohany,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ireto no fonenan’ny taranak’i Levỳ, araka ny toerana nisy azy tao amin’ny zara taniny avy. Ny taranak’i Aharôna, avy amin’ny tarik’i Kehata, no voatendrin’ny antsapaka ho voalohany,
Malagasy Bible 1865
Ary izao no fonenany araka ny vohiny tao amin'ny zara-taniny avy, dia ny an'ny taranak'i Arona, avy amin'ny fokon'ny Kehatita; fa azy ny loka:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ireto no toeram-ponenany araka ny vohiny tao amin’ny zarataniny avy. Ny an’ny taranak’i Arona, avy amin’ny fianakavian’ny Kehatita izay nahazo ny antsapaka voalohany,
malagasy
Ary izao no fonenany araka ny vohiny tao amin'ny zara-taniny avy, dia ny an'ny taranak'i Arona, avy amin'ny fokon'ny Kehatita; fa azy ny loka: