1 Chronicles 6:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny zanakalahin’i Merary dia i Maly sy i Mosy. Izao no fianakavian’ny levita araka ny rainy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Zanaka lahin’i Merarì: i Moholì sy i Mosì. Izao no fianakavian’i Levì isan-drainy avy:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny zanakalahin’i Merarỳ dia i Mahilỳ sy i Mosỳ. Ireto ny tarika ao anatin’ny fokon’i Levỳ, araka ny razana nipoirany:
Malagasy Bible 1865
Ny zanakalahin'i Merary dia Maly sy Mosy. Ary izao no fokon'ny Levita araka ny rainy:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny zanakalahin’i Merary dia i Maly sy i Mosy. Izao no fianakavian’ny levita* araka ny rainy.
malagasy
Ny zanakalahin'i Merary dia Maly sy Mosy. Ary izao no fokon'ny Levita araka ny rainy: