1 Chronicles 6:41 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa nomeny an’i Kaleba, zanak’i Jefone kosa ny saha momba ny tanàna sy ny vohitra manodidina azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ny faritanin’ny tanàna kosa anefa mbamin’ny vohiny, dia nomena an’i Kaleba zanak’i Jefone.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
fa ny saha sy ny tanàna kely miankina amin’i Hebrôna kosa efa nomena an’i Kaleba zanakalahin’i Jefonè.
Malagasy Bible 1865
Fa ny saha momba ny tanàna sy ny vohiny kosa nomeny an'i Kaleba, zanak'i Jefone.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa nomeny an’i Kaleba, zanak’i Jefone kosa ny saha momba ny tanàna sy ny vohitra manodidina azy.
malagasy
Fa ny saha momba ny tanàna sy ny vohiny kosa nomeny an'i Kaleba, zanak'i Jefone.