1 Chronicles 6:42 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny taranak’i Arona dia nomeny an’i Hebrona, tanàna fialofana, i Libna sy ny tany manodidina azy, i Jatira sy i Estemoa sy ny tany manodidina azy,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny nomena ny taranak’i Aarôna àry dia i Hebrôna tanàna fialofana,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny nomena ny taranak’i Aharôna dia ireto tanàna fialofana ireto: i Hebrôna sy i Libnà, i Jatîra sy i Estemôa, i Hilèna sy i Debira ary i Hasàna, sy i Bety-Semesy mbamin’ny kijàna samy manodidina azy;
Malagasy Bible 1865
Ary ny taranak'i Arona nomeny an'i Hebrona, tanàna fiarovana, ary Libna sy ny tany manodidina azy ary Jatira sy Estemoa sy ny tany manodidina azy
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny taranak’i Arona dia nomeny an’i Hebrona, tanàna fialofana, i Libna sy ny tany manodidina azy, i Jatira sy i Estemoa sy ny tany manodidina azy,
malagasy
Ary ny taranak'i Arona nomeny an'i Hebrona, tanàna fiarovana, ary Libna sy ny tany manodidina azy ary Jatira sy Estemoa sy ny tany manodidina azy