1 Chronicles 6:43 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
i Hileza sy ny tany manodidina azy, i Debira sy ny tany manodidina azy,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
i Lobnà mbamin’ny tany fiandrasana biby momba azy, i Jetera, i Estemao mbamin’ny tany fiandrasana biby momba azy; i Helona mbamin’ny tany fiandrasana biby momba azy;
Malagasy Bible 1865
ary Hilena sy ny tany manodidina azy ary Debira sy ny tany manodidina azy
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
i Hileza sy ny tany manodidina azy, i Debira sy ny tany manodidina azy,
malagasy
ary Hilena sy ny tany manodidina azy ary Debira sy ny tany manodidina azy