1 Chronicles 6:44 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
i Asana sy ny tany manodidina azy, i Bety-Semesy sy ny tany manodidina azy;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
i Dariba mbamin’ny tany fiandrasana biby momba azy; i Asàna mbamin’ny tany fiandrasana biby momba azy, i Betsemesa mbamin’ny tany fiandrasana biby momba azy;
Malagasy Bible 1865
ary Asana sy ny tany manodidina azy ary Beti-semesy sy ny tany manodidina azy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
i Asana sy ny tany manodidina azy, i Bety-Semesy sy ny tany manodidina azy;
malagasy
ary Asana sy ny tany manodidina azy ary Beti-semesy sy ny tany manodidina azy;