1 Chronicles 6:46 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny an’ny taranak’i Kehata sisa tamin’ny fokon’izany firenena izany dia tanàna folo araka ny antsapaka tamin’ny antsasaky ny fokon’i Manase.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny azon’ny taranak’i Kaata sisa, tamin’ny loka, dia tanàna folo, avy amin’ny foko sy ny antsasa-pokon’i Manase.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny an’ny taranak’i Kehata sisa, araka ny fianakaviany avy, dia tanàna folo no azony tamin’ny antsapaka: ireo tanàna ireo dia avy tamin’ny fokon’i Efraîma sy ny fokon’i Dana ary ny antsasa-pokon’i Manase.
Malagasy Bible 1865
Ary ny an'ny taranak'i Kehata sisa tamin'ny fokon'izany firenena izany dia tanàna folo araka ny filokana tamin'ny antsasaky ny firenen'i Manase.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny an’ny taranak’i Kehata sisa tamin’ny fokon’izany firenena izany dia tanàna folo araka ny antsapaka tamin’ny antsasaky ny fokon’i Manase.
malagasy
Ary ny an'ny taranak'i Kehata sisa tamin'ny fokon'izany firenena izany dia tanàna folo araka ny filokana tamin'ny antsasaky ny firenen'i Manase.