1 Chronicles 6:47 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny an’ny taranak’i Gersoma araka ny fianakaviany dia tanàna telo amby folo tamin’ny fokon’Isakara, ny fokon’i Asera, ny fokon’i Naftaly ary ny fokon’i Manase any Basana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny taranak’i Gersôma, araka ny fianakaviany, dia nahazo tanàna 13, avy amin’ny fokon’i Isakara sy ny fokon’i Asera, ary ny fokon’i Neftalì, sy ny fokon’i Manase tany Basàna.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny an’i taranak’i Gersôna, araka ny fianakaviany avy, dia tanàna 13 no azony tamin’ny antsapaka: ireo tanàna ireo dia avy tamin’ny fokon’i Jisakara sy ny fokon’i Asera ary ny fokon’i Naftalỳ mbamin’ny antsasa-pokon’i Manase any Basàna.
Malagasy Bible 1865
Ary ny an'ny taranak'i Gersona araka ny fokony dia tanàna telo ambin'ny folo tamin'ny firenen'Isakara sy ny firenen'i Asera sy ny firenen'i Naftaly ary ny firenen'i Manase any Basana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny an’ny taranak’i Gersoma araka ny fianakaviany dia tanàna telo amby folo tamin’ny fokon’Isakara, ny fokon’i Asera, ny fokon’i Naftaly ary ny fokon’i Manase any Basana.
malagasy
Ary ny an'ny taranak'i Gersona araka ny fokony dia tanàna telo ambin'ny folo tamin'ny firenen'Isakara sy ny firenen'i Asera sy ny firenen'i Naftaly ary ny firenen'i Manase any Basana.