1 Chronicles 6:49 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nomen’ny Zanak’Israely ho an’ny levita ireo tanàna ireo sy ny tany manodidina azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nanome ny tanàna, mbamin’ny tany fiandrasam-biby momba azy, ho an’ny Levita ny zanak’i Israely.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nomen’ny Israelita ho an’ny Levita ireo tanàna ireo sy ny kijàna samy manodidina azy.
Malagasy Bible 1865
Dia nomen'ny Zanak'i Isiraely ho an'ny Levita ireo tanàna ireo sy ny tany manodidina azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nomen’ny Zanak’Israely ho an’ny levita ireo tanàna ireo sy ny tany manodidina azy.
malagasy
Dia nomen'ny Zanak'i Isiraely ho an'ny Levita ireo tanàna ireo sy ny tany manodidina azy.