1 Chronicles 6:50 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nomeny tamin’ny antsapaka ireto tanàna tononina ireto, avy tamin’ny fokon’ny taranak’i Joda sy ny fokon’ny taranak’i Simeona ary ny fokon’ny taranak’i Benjamina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’ny filokana no nanomezany azy an’ireo tanàna voatendry amin’ny anarany ireo, avy amin’ny fokon’ny zanak’i Jodà sy ny fokon’ny zanak’i Simeôna, ary ny fokon’ny zanak’i Benjamina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’ny antsapaka ihany koa no nanomezana ireo tanàna avy tamin’ny fokon’i Joda sy ny fokon’i Simehôna ary ny fokon’i Benjamîna, dia ireo tanàna efa voatanisa etsy aloha.
Malagasy Bible 1865
Ary nomeny tamin'ny filokana ireto tanàna tononina ireto avy tamin'ny firenena taranak'i Joda sy ny firenena taranak'i Simeona ary ny firenena taranak'i Benjamina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nomeny tamin’ny antsapaka ireto tanàna tononina ireto, avy tamin’ny fokon’ny taranak’i Joda sy ny fokon’ny taranak’i Simeona ary ny fokon’ny taranak’i Benjamina.
malagasy
Ary nomeny tamin'ny filokana ireto tanàna tononina ireto avy tamin'ny firenena taranak'i Joda sy ny firenena taranak'i Simeona ary ny firenena taranak'i Benjamina.