1 Chronicles 6:51 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ny sasany amin’ny fianakavian’ny taranak’i Kehata dia nahazo tanàna avy tamin’ny fokon’i Efraima.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny sasany amin’ny fianakavian’ny taranak’i Kaata anefa, dia avy amin’ny fokon’i Efraima, ny tanàna azony;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ho an’ireo fianakaviana sasany anisan’ny taranak’i Kehata, dia nisy tanàna ho faritra fonenany avy tamin’ny fokon’i Efraîma;
Malagasy Bible 1865
Fa ny sasany amin'ny fokon'ny taranak'i Kehata dia nahazo tanàna avy tamin'ny firenen'i Efraima.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ny sasany amin’ny fianakavian’ny taranak’i Kehata dia nahazo tanàna avy tamin’ny fokon’i Efraima.
malagasy
Fa ny sasany amin'ny fokon'ny taranak'i Kehata dia nahazo tanàna avy tamin'ny firenen'i Efraima.