1 Chronicles 6:52 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nomeny azy ho tanàna fialofana i Sekema, ny tao amin’ny tany be havoana any Efraima sy ny tany manodidina azy; i Gezera sy ny tany manodidina azy;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka izao no nomena azy ireo: i Sikema, tanàna fialofana, mbamin’ny tany fiandrasana biby momba azy, teo amin’ny tendrombohitr’i Efraima, i Gazera, mbamin’ny tany fiandrasana biby momba azy;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ka nomena azy ireto tanàna fialofana ireto: dia i Sekema, teo amin’ny tendrombohitr’i Efraîma, i Gezera sy i Jôknehama, i Bety-Hôrôna sy i Aialôna ary i Gata-Rimôna mbamin’ny kijàna samy manodidina azy;
Malagasy Bible 1865
Ary nomeny azy Sekema, tanàna fiarovana, tao amin'ny tany havoan'i Efraima sy ny tany manodidina azy ary Gazera sy ny tany manodidina azy
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nomeny azy ho tanàna fialofana i Sekema, ny tao amin’ny tany be havoana any Efraima sy ny tany manodidina azy; i Gezera sy ny tany manodidina azy;
malagasy
Ary nomeny azy Sekema, tanàna fiarovana, tao amin'ny tany havoan'i Efraima sy ny tany manodidina azy ary Gazera sy ny tany manodidina azy