1 Chronicles 6:53 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
i Jokmeama sy ny tany manodidina azy; i Bety-Horona sy ny tany manodidina azy;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
i Jekmaama, mbamin’ny tany fiandrasana biby momba azy, i Betôrôna, mbamin’ny tany fiandrasana biby momba azy;
Malagasy Bible 1865
ary Jokmeama sy ny tany manodidina azy ary Beti-horona sy ny tany manodidina azy
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
i Jokmeama sy ny tany manodidina azy; i Bety-Horona sy ny tany manodidina azy;
malagasy
ary Jokmeama sy ny tany manodidina azy ary Beti-horona sy ny tany manodidina azy