1 Chronicles 6:54 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
i Aialona sy ny tany manodidina azy; i Gata-Rimona sy ny tany manodidina azy;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
i Helona mbamin’ny tany fiandrasana biby momba azy: i Gety-Remôna, mbamin’ny tany fiandrasana biby momba azy,
Malagasy Bible 1865
ary Aialona sy ny tany manodidina azy ary Gata-rimona sy ny tany manodidina azy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
i Aialona sy ny tany manodidina azy; i Gata-Rimona sy ny tany manodidina azy;
malagasy
ary Aialona sy ny tany manodidina azy ary Gata-rimona sy ny tany manodidina azy;