1 Chronicles 6:57 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ny avy tamin’ny fokon’Isakara dia i Kadesy sy ny tany manodidina azy; i Daberata sy ny tany manodidina azy;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
avy amin’ny fokon’i Isakara: i Kedesa, mbamin’ny tany fiandrasana biby momba azy, i Dabereta, mbamin’ny tany fiandrasana biby momba azy;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
nisy avy tamin’ny fokon’i Jisakara: dia i Kisiôna sy i Daberata ary i Ramôta sy i Hanema mbamin’ny kijàna samy manodidina azy;
Malagasy Bible 1865
ary ny avy tamin'ny firenen'Isakara dia Kadesy sy ny tany manodidina azy ary Daberata sy ny tany manodidina azy
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ny avy tamin’ny fokon’Isakara dia i Kadesy sy ny tany manodidina azy; i Daberata sy ny tany manodidina azy;
malagasy
ary ny avy tamin'ny firenen'Isakara dia Kadesy sy ny tany manodidina azy ary Daberata sy ny tany manodidina azy