1 Chronicles 6:59 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ny avy tamin’ny fokon’i Asera dia i Masala sy ny tany manodidina azy; i Abdona sy ny tany manodidina azy;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
avy amin’ny fokon’i Asera: i Masàla, mbamin’ny tany fiandrasana biby momba azy, i Abdôna, mbamin’ny tany fiandrasana biby momba azy;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
avy tamin’ny fokon’i Asera: dia i Masala sy i Habdôna ary i Hokôta sy i Rehôta mbamin’ny kijàna samy manodidina azy;
Malagasy Bible 1865
ary ny avy tamin'ny firenen'i Asera dia Masala sy ny tany manodidina azy ary Abdona sy ny tany manodidina azy
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ny avy tamin’ny fokon’i Asera dia i Masala sy ny tany manodidina azy; i Abdona sy ny tany manodidina azy;
malagasy
ary ny avy tamin'ny firenen'i Asera dia Masala sy ny tany manodidina azy ary Abdona sy ny tany manodidina azy