1 Chronicles 6:60 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
i Hokoka sy ny tany manodidina azy; i Rehoba sy ny tany manodidina azy;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
i Hokàka, mbamin’ny tany fiandrasana biby momba azy, i Rohoba, mbamin’ny tany fiandrasana biby momba azy;
Malagasy Bible 1865
ary Hokoka sy ny tany manodidina azy ary Rehoba sy ny tany manodidina azy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
i Hokoka sy ny tany manodidina azy; i Rehoba sy ny tany manodidina azy;
malagasy
ary Hokoka sy ny tany manodidina azy ary Rehoba sy ny tany manodidina azy;