1 Chronicles 6:61 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ny avy tamin’ny fokon’i Naftaly dia i Kadesy any Galilia sy ny tany manodidina azy; i Hamona sy ny tany manodidina azy; i Kiriataima sy ny tany manodidina azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
avy amin’ny fokon’i Neftalì: i Kedesa, any Galilea mbamin’ny tany fiandrasana biby momba azy, i Hamôna, mbamin’ny tany fiandrasana biby momba azy, ary i Kariataima mbamin’ny tany fiandrasana biby momba azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
nisy avy tamin’ny fokon’i Naftalỳ: dia i Kedesa any Galilea sy i Hamôsa ary i Kiriataîma mbamin’ny kijàna samy manodidina azy.
Malagasy Bible 1865
ary ny avy tamin'ny firenen'i Naftaly dia Kadesy any Galilia sy ny tany manodidina azy ary Hamona sy ny tany manodidina azy ary Kiriataima sy ny tany manodidina azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ny avy tamin’ny fokon’i Naftaly dia i Kadesy any Galilia sy ny tany manodidina azy; i Hamona sy ny tany manodidina azy; i Kiriataima sy ny tany manodidina azy.
malagasy
ary ny avy tamin'ny firenen'i Naftaly dia Kadesy any Galilia sy ny tany manodidina azy ary Hamona sy ny tany manodidina azy ary Kiriataima sy ny tany manodidina azy.