1 Chronicles 6:62 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny an’ny sisa amin’ny taranak’i Merary, avy tamin’ny fokon’i Zebolona, dia i Rimono sy ny tany manodidina azy; i Tabara sy ny tany manodidina azy;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny nomena ny Levita sisa taranak’i Merarỳ: avy amin’ny fokon’i Zabolôna: i Rimôna, mbamin’ny tany fiandrasana biby momba azy,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ho an’ireo taranak’i Merarỳ, izany hoe ny Levita sisa, dia nisy tanàna avy tamin’ny fokon’i Zebolòna: dia i Rimôna sy i Tabôra mbamin’ny kijàna samy manodidina azy;
Malagasy Bible 1865
Ary ny an'ny sisa, taranak'i Merary, dia avy tamin'ny firenen'i Zebolona, dia Rimono sy ny tany manodidina azy ary Tabara sy ny tany manodidina azy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny an’ny sisa amin’ny taranak’i Merary, avy tamin’ny fokon’i Zebolona, dia i Rimono sy ny tany manodidina azy; i Tabara sy ny tany manodidina azy;
malagasy
Ary ny an'ny sisa, taranak'i Merary, dia avy tamin'ny firenen'i Zebolona, dia Rimono sy ny tany manodidina azy ary Tabara sy ny tany manodidina azy;
Recommended Reading