1 Chronicles 6:63 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
any andafin’i Jordana, tandrifin’i Jeriko, atsinanan’i Jordana, avy tamin’ny fokon’i Robena dia i Bazera any an-tany efitra sy ny tany manodidina azy; i Jaza sy ny tany manodidina azy;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ny eny an-dafin’i Jordany, tandrifin’i Jerikô, atsinanan’i Jordany: avy amin’ny fokon-dRobena: i Bosora any an’efitra mbamin’ny tany fiandrasana biby momba azy, i Jasà mbamin’ny tany fiandrasana biby momba azy,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
nisy avy tamin’ny fokon’i Reobena, eny andafy atsinanan’i Jôrdàna tandrifin’i Jerikao: dia i Betsera any an-taniefitra sy i Jahatsa ary i Kedemôta sy i Mefahata mbamin’ny kijàna samy manodidina azy;
Malagasy Bible 1865
ary any an-dafin'i Jordana, tandrifin'i Jeriko, atsinanan'i Jordana, koa dia avy tamin'ny firenen'i Robena, dia Bazera any an-efitra sy ny tany manodidina azy ary Jaza sy ny tany manodidina azy
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
any andafin’i Jordana, tandrifin’i Jeriko, atsinanan’i Jordana, avy tamin’ny fokon’i Robena dia i Bazera any an-tany efitra sy ny tany manodidina azy; i Jaza sy ny tany manodidina azy;
malagasy
ary any an-dafin'i Jordana, tandrifin'i Jeriko, atsinanan'i Jordana, koa dia avy tamin'ny firenen'i Robena, dia Bazera any an-efitra sy ny tany manodidina azy ary Jaza sy ny tany manodidina azy