1 Chronicles 6:64 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
i Kedemota sy ny tany manodidina azy; i Mefata sy ny tany manodidina azy;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
i Kademôta mbamin’ny tany fiandrasana biby momba azy, i Mefaata mbamin’ny tany fiandrasana biby momba azy;
Malagasy Bible 1865
ary Kedemota sy ny tany manodidina azy ary Mefata sy ny tany manodidina azy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
i Kedemota sy ny tany manodidina azy; i Mefata sy ny tany manodidina azy;
malagasy
ary Kedemota sy ny tany manodidina azy ary Mefata sy ny tany manodidina azy;