1 Chronicles 6:65 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary avy tamin’ny fokon’i Gada dia i Ramota-Gileada sy ny tany manodidina azy; i Mahanaima sy ny tany manodidina azy;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
avy amin’ny fokon’ny Gada: i Ramôta, any Galaada, mbamin’ny tany fiandrasana biby momba azy, i Manaima mbamin’ny tany fiandrasana biby momba azy,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
nisy avy tamin’ny fokon’i Gada: dia i Ramôta any Gilehada sy i Mahanaîma ary i Hesbôna sy i Jahizera mbamin’ny kijàna samy manodidina azy.
Malagasy Bible 1865
ary avy tamin'ny firenen'i Gada dia Ramota-gileada sy ny tany manodidina azy ary Mahanaima sy ny tany manodidina azy
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary avy tamin’ny fokon’i Gada dia i Ramota-Gileada sy ny tany manodidina azy; i Mahanaima sy ny tany manodidina azy;
malagasy
ary avy tamin'ny firenen'i Gada dia Ramota-gileada sy ny tany manodidina azy ary Mahanaima sy ny tany manodidina azyary Hesbona sy ny tany manodidina azy ary Jazera sy ny tany manodidina azy.