1 Chronicles 6:66 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
i Hesbona sy ny tany manodidina azy; i Jazera sy ny tany manodidina azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
i Hesebona, mbamin’ny tany fiandrasana biby momba azy.
Malagasy Bible 1865
ary Hesbona sy ny tany manodidina azy ary Jazera sy ny tany manodidina azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
i Hesbona sy ny tany manodidina azy; i Jazera sy ny tany manodidina azy.
malagasy
ary Hesbona sy ny tany manodidina azy ary Jazera sy ny tany manodidina azy.