1 Chronicles 6:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny zanakalahin’i Kehata dia i Aminadaba; i Kora no zanakalahin’i Aminadaba; i Asira no zanakalahin’i Kora;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Zanaka lahin’i Kaata: i Aminadaba zanany, i Kôre zanany, i Asira zanany,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Taranak’i Kehata: i Jitsehara zanakalahin’i Kehata, i Kôra zanakalahin’i Jitsehara, i Asiry zanakalahin’i Kôra
Malagasy Bible 1865
Ny zanakalahin'i Kehata dia Aminadaba, Kora no zanakalahin'i Aminadaba, Asira no zakalahin'i Kora,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny zanakalahin’i Kehata dia i Aminadaba; i Kora no zanakalahin’i Aminadaba; i Asira no zanakalahin’i Kora;
malagasy
Ny zanakalahin'i Kehata dia Aminadaba, Kora no zanakalahin'i Aminadaba, Asira no zakalahin'i Kora,