1 Chronicles 6:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
i Tahata no zanakalahin’i Asira; i Oriela no zanakalahin’i Tahata; i Ozia no zanakalahin’i Oriela ary i Saoly no zanakalahin’i Ozia.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
i Tahata zanany, i Oriela zanany, i Oziasa zanany, i Saola zanany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
i Tahata zanakalahin’i Abiasafa, i Oriela zanakalahin’i Tahata, i Hozià zanakalahin’i Oriela, ary i Saoly zanakalahin’i Ozià.
Malagasy Bible 1865
Tahata no zanakalahin'i Asira, Oriela no zanakalahin'i Tahata, Ozia no zanakalahin'i Oriela, ary Saoly no zanakalahin'i Ozia.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
i Tahata no zanakalahin’i Asira; i Oriela no zanakalahin’i Tahata; i Ozia no zanakalahin’i Oriela ary i Saoly no zanakalahin’i Ozia.
malagasy
Tahata no zanakalahin'i Asira, Oriela no zanakalahin'i Tahata, Ozia no zanakalahin'i Oriela, ary Saoly no zanakalahin'i Ozia.