1 Chronicles 7:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny zanakalahin’Isakara dia i Tola, i Poa, i Jasoba ary i Simrona; efatra izy ireo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Zanaka lahin’i Isakara: i Tolà, i Foà, i Josoba ary i Simerôna: efatra izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Efatra ny zanakalahin’i Jisakara: dia i Tôlà sy i Povà ary i Jasoba sy i Simrôna.
Malagasy Bible 1865
Ary ny zanakalahin'Isakara dia Tola sy Poa sy Jasoba ary Simrona; efatra izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny zanakalahin’Isakara dia i Tola, i Poa, i Jasoba ary i Simrona; efatra izy ireo.
malagasy
[Ny taranak'Isakara sy Benjamina sy Naftaly sy ny antsasaky ny firenen'i Manase sy Efraima ary Asera] Ary ny zanakalahin'Isakara dia Tola sy Poa sy Jasoba ary Simrona; efatra izy.