1 Chronicles 7:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ireo zanakalahin’i Jediaela rehetra ireo, araka ny loham-pianakaviany, dia roanjato sy fito arivo sy iray alina; ireo no isan’ny lehilahy mahery azo nalefa hanafika.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Zanaka lahin’i Jadihela avokoa izy rehetra ireo, samy lohan’ny fokom-pianakaviany, lehilahy mahery, 17.200 ny isany, mahazo mitondra fiadiana hiantafika.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ireo taranak’i Jedihaela rehetra ireo dia samy lohan’ny fianakaviany avy, ka 17 200 tao amin’ireo fianakaviana ireo no isan’ny lehilahy mahery zatra miantafika;
Malagasy Bible 1865
Ireo zanakalahin'i Jediaela rehetra ireo, araka ny lohan'ny fianakaviany, dia roan-jato amby fito arivo sy iray alina no isan'ny lehilahy mahery azo nalefa hanafika.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ireo zanakalahin’i Jediaela rehetra ireo, araka ny loham-pianakaviany, dia roanjato sy fito arivo sy iray alina; ireo no isan’ny lehilahy mahery azo nalefa hanafika.
malagasy
Ireo zanakalahin'i Jediaela rehetra ireo, araka ny lohan'ny fianakaviany, dia roan-jato amby fito arivo sy iray alina no isan'ny lehilahy mahery azo nalefa hanafika.