1 Chronicles 7:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny zanakalahin’i Naftaly dia i Jaziela, i Gonỳ, i Jezera, i Saloma, izay samy zanakalahin’i Bila.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Zanaka lahin’i Neftalì: i Jasiela, i Gonì, i Jesera ary i Seloma, zanaka lahin’i Balà.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny zanakalahin’i Naftalỳ dia i Jahasiela sy i Gonỳ ary i Jetsera sy i Saloma: samy zafin’i Bilehà ireo.
Malagasy Bible 1865
Ny zanakalahin'i Naftaly dia Jaziela sy Gony sy Jezera sy Saloma, samy zanakalahin'i Bila ireo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny zanakalahin’i Naftaly dia i Jaziela, i Gonỳ, i Jezera, i Saloma, izay samy zanakalahin’i Bila.
malagasy
Ny zanakalahin'i Naftaly dia Jaziela sy Gony sy Jezera sy Saloma, samy zanakalahin'i Bila ireo.