1 Chronicles 7:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
I Makira dia naka vady ho an’i Hopima sy i Sopima; ny anaran’ny rahavaviny dia i Maka; ny anaran’ny manarakaraka dia i Zelofada; ary nanan-janakavavy i Zelofada.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
I Makira naka vady tamin’ny avy amin’i Hapfima sy i Safàna: Maakà no anaran’ny anabaviny. I Salfaada no zanany lahy aivo, ary nanan-janaka vavy i Salfaada.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Naka vady ho an’i Hopima sy ho an’i Sopima i Makira. Ny anaran’ny vadin’i Makira dia i Mahekà, ary ny anaran’ny lahiaivony dia i Tselôfahada izay tsy nanana afa-tsy zanakavavy.
Malagasy Bible 1865
Ary Makira naka vady ho an'i Hopima sy Sopima; ny anaran'ny rahavaviny dia Imaka; ary ny anaran'ny manarakaraka dia Zelofada; ary Zelofada nanan-janakavavy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
I Makira dia naka vady ho an’i Hopima sy i Sopima; ny anaran’ny rahavaviny dia i Maka; ny anaran’ny manarakaraka dia i Zelofada; ary nanan-janakavavy i Zelofada.
malagasy
Ary Makira naka vady ho an'i Hopima sy Sopima; ny anaran'ny rahavaviny dia Imaka; ary ny anaran'ny manarakaraka dia Zelofada; ary Zelofada nanan-janakavavy.