1 Chronicles 7:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Niteraka zazalahy i Maka, vadin’i Makira, ka Peresy no nataony anarany; ary Seresy no anaran’ny rahalahiny; ny anaran’ny zanany lahy dia Olama sy Rekema.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nitera-dahy i Maakà, vadin’i Makira, ka nataony hoe Faresa no anarany ary i Saresa no anaran’ny rahalahiny: i Olama sy i Resena no zanany lahy;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
I Mahekà, vadin’i Makira, dia mbola niteraka zazalahy anankiray ka i Peresa no anarana niantsoan-dreniny azy; i Seresa no anaran’ny rahalahin’i Peresa; ny zanak’i Seresa roa lahy dia i Olana sy i Rekema;
Malagasy Bible 1865
Ary Imaka, vadin'i Makira, niteraka zaza, ahy, ka Paresy no nataony anarany; ary Saresy no anaran'ny rahalahiny; ary ny anaran'ny zananilahy dia Olama sy Rakema.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Niteraka zazalahy i Maka, vadin’i Makira, ka Peresy no nataony anarany; ary Seresy no anaran’ny rahalahiny; ny anaran’ny zanany lahy dia Olama sy Rekema.
malagasy
Ary Imaka, vadin'i Makira, niteraka zaza, ahy, ka Paresy no nataony anarany; ary Saresy no anaran'ny rahalahiny; ary ny anaran'ny zananilahy dia Olama sy Rakema.