1 Chronicles 7:23 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony niray tamin’ny vadiny izy dia nanana anaka Ravehivavy ka niteraka zazalahy, ary ny anarany dia nataony hoe Beria, satria nisy fahoriana tao an-tranony tamin’izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nandeha tamin’ny vadiny izy, dia nanana anaka ravehivavy, ka nitera-dahy; dia nomeny anarana hoe Berià, satria tra-pahoriana izy ireo tao an-tranony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Niray tamin’ny vadiny indray i Efraîma, dia nanana anaka ravehivavy ka nitera-dahy; ary nataon-drainy hoe Berihà ny anaran’ny zaza, satria nitoetra tao an-trano hatrany ity reniny noho ny fahoriana nidona.
Malagasy Bible 1865
Ary nony niray tamin'ny vadiny izy, dia nanan'anaka ravehivavy ka niteraka zazalahy, ary ny anarany nataony hoe Beria, satria nisy fahoriana tao an-tranony tamin'izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony niray tamin’ny vadiny izy dia nanana anaka Ravehivavy ka niteraka zazalahy, ary ny anarany dia nataony hoe Beria, satria nisy fahoriana tao an-tranony tamin’izany.
malagasy
Ary nony niray tamin'ny vadiny izy, dia nanan'anaka ravehivavy ka niteraka zazalahy, ary ny anarany nataony hoe Beria, satria nisy fahoriana tao an-tranony tamin'izany.