1 Chronicles 7:29 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
teo amin’ny sisintanin’ny taranak’i Manase dia i Bety-Sana sy ny vohitra miankina aminy, i Tanàka sy ny vohitra miankina aminy, i Megido sy ny vohitra miankina aminy, i Dora sy ny vohitra miankina aminy. Tamin’ireo no nonenan’ny taranak’i Josefa, zanak’Israely.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Eo an-tanan’ny taranak’i Manase koa i Betsàda sy ny tanàna momba azy i Tanàka sy ny tanàna momba azy, i Magedao sy ny tanàna momba, azy, i Dôra sy ny tanàna momba azy. Tamin’ireo tanàna ireo no nonenan’ny taranak’i Josefa, zanak’i Israely.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Teo am-pelatanan’ny taranak’i Manase kosa i Bety-Seàna sy i Tahanàka ary i Megidao sy i Dôra, mbamin’ireo tanàna kely samy miankina aminy avy. Tamin’ireo tanàna ireo no nonenan’ny taranak’i Jôsefa, zanakalahin’i Jakôba.
Malagasy Bible 1865
ary teo amin'ny sisin-tanin'ny taranak'i Manase dia Beti-sana sy ny zana-bohiny, Tanaka sy ny zana-bohiny, Megido sy ny zana-bohiny, Dora sy ny zana-bohiny Tamin'ireo no nonenan'ny taranak'i Josefa, zanak'Isiraely.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
teo amin’ny sisintanin’ny taranak’i Manase dia i Bety-Sana sy ny vohitra miankina aminy, i Tanàka sy ny vohitra miankina aminy, i Megido sy ny vohitra miankina aminy, i Dora sy ny vohitra miankina aminy. Tamin’ireo no nonenan’ny taranak’i Josefa, zanak’Israely.
malagasy