1 Chronicles 7:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny zanakalahin’i Ozy dia i Jizrahia. Ny zanakalahin’i Jizrahia dia i Mikaela, i Obadia, i Joela ary i Jisia; dimy izy ireo; loholona avokoa izy rehetra ireo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Zanaka lahin’i Ozia: i Izrahia. Zanaka lahin’i Izrahia: i Mikaela, i Obadià, i Joela, ary i Jesià, filohany dimy izy rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny zanakalahin’i Hozỳ dia i Jizrahià; ny zanakalahin’i Jizrahià dia i Mikaela sy i Hôbadià ary i Joela sy i Jisià: izy dimy mianaka ireto dia samy loham-pianakaviana avokoa;
Malagasy Bible 1865
Ary ny zanakalahin'i Ozy dia Jizrahia. Ary ny zanakalahin'i Jizrahia dia Mikaela sy Obadia sy Joela ary Jisia; dimy izy; loholona avokoa izy rehetra ireo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny zanakalahin’i Ozy dia i Jizrahia. Ny zanakalahin’i Jizrahia dia i Mikaela, i Obadia, i Joela ary i Jisia; dimy izy ireo; loholona avokoa izy rehetra ireo.
malagasy
Ary ny zanakalahin'i Ozy dia Jizrahia. Ary ny zanakalahin'i Jizrahia dia Mikaela sy Obadia sy Joela ary Jisia; dimy izy; loholona avokoa izy rehetra ireo.