1 Chronicles 7:31 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny zanakalahin’i Beria dia i Ebera sy i Malkiela, rain’i Birzaita.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Zanaka lahin’i Barià: i Hebera sy i Melkiela; izy no Barsaita.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny zanakalahin’i Berihà dia i Hebera sy i Malkiela: (ity Malkiela ity no mpanorina an’i Birzaîta).
Malagasy Bible 1865
Ary ny zanakalahin'i Beria dia Hebera sy Malkiela, rain'i Birzavita.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny zanakalahin’i Beria dia i Ebera sy i Malkiela, rain’i Birzaita.
malagasy
Ary ny zanakalahin'i Beria dia Hebera sy Malkiela, rain'i Birzavita.