1 Chronicles 7:32 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
I Ebera no niteraka an’i Jafleta sy i Somera ary i Hotama; ny anabavin’ireo dia i Soha.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
I Hebera niteraka an’i Jeflata, i Somera, i Hôtama, ary i Soà anabavin’ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
I Hebera niteraka an-dry i Jafleta sy i Semera ary i Hôtama mirahalahy mbamin’i Sohà anabavin’ireo.
Malagasy Bible 1865
Ary Hebera niteraka an'i Jafleta sy Somera sy Hotama; ary Soha no anabavin'ireo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
I Ebera no niteraka an’i Jafleta sy i Somera ary i Hotama; ny anabavin’ireo dia i Soha.
malagasy
Ary Hebera niteraka an'i Jafleta sy Somera sy Hotama; ary Soha no anabavin'ireo.