1 Chronicles 7:39 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny zanakalahin’i Ola dia i Ara sy i Haniela ary i Rizia.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Zanaka lahin’i Olà: i Aerà, i Haniela, ary i Resià.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny zanakalahin’i Holà dia i Ara sy i Haniela ary i Ritsià.
Malagasy Bible 1865
Ary ny zanakalahin'i Ola dia Ara sy Haniela ary Rizia.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny zanakalahin’i Ola dia i Ara sy i Haniela ary i Rizia.
malagasy
Ary ny zanakalahin'i Ola dia Ara sy Haniela ary Rizia.Ireo zanakalahin'i Asera rehetra ireo dia samy lohan'ny fianakaviany, olom-boafidy sady mahery ary lehiben'ny loham-pireneny avy. Ary ny nanisana azy, araka ny firazanany, dia enina arivo amby roa alina no isan'ny azo nalefa hanafika.