1 Chronicles 7:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny rahalahiny ao amin’ny fokon’ny Isakara rehetra, izay samy lehilahy mahery, ny isan’izy rehetra araka ny firazanany avy dia fito arivo sy valo alina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny rahalahin’izy ireo araka ny fianakaviana ao amin’i Isakara rehetra, lehilahy mahery, dia nisy 87.000 ny tontaliny, voasoratra amin’ny tetiaram-pirazanana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ireo havany, ho an’ny fianakaviana sisa rehetra avy amin’ny fokon’i Jisakara, dia miisa 87 000 izy rehetra no lehilahy mahery.
Malagasy Bible 1865
Ary ny rahalahiny ao amin'ny fokon'ny Isakara rehetra, izay samy lehilahy mahery, ny isan'izy rehetra araka ny firazanany avy dia fito arivo amby valo alina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny rahalahiny ao amin’ny fokon’ny Isakara rehetra, izay samy lehilahy mahery, ny isan’izy rehetra araka ny firazanany avy dia fito arivo sy valo alina.
malagasy
Ary ny rahalahiny ao amin'ny fokon'ny Isakara rehetra, izay samy lehilahy mahery, ny isan'izy rehetra araka ny firazanany avy dia fito arivo amby valo alina.